Teny iditra rebaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra rebaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihaingoana, firaratana amin' ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa [1.1]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra rebaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Maty [1.78]
  [Tanosy] Simba; rava [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31