Teny iditra raobine
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray; tsiriry [1.1]
Tovy hevitra tsiriry
Ny fihaviany Frantsay: robinet.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31