Teny iditra ranovelona
Singan-teny rano ; velona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana [1.1]
Ohabolana 

Teny iditra rano velona
Singan-teny rano ; velona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01