Teny iditra ranomandry
Singan-teny rano ; mandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
Fomban-domano misosa
Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ rano mandry ] A thin film found on water
A word used for ice
A mode of carrying palanquin. [1.2]
 Ice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Glace [1.8]
Ohatra 
1ny tenatenany ohatra ny ranomandry; [1.406]
2Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [2.470]
Kamban-teny 

Teny iditra Ranomandry
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.0333333, 46.9166667
-17.2333333, 46.85

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28