Teny iditra randramadinika
Singan-teny randrana ; madinika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24