Teny iditra rambindanitra > rambondanitra
Singan-teny rambo ; lanitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ rambin-danitra ] A water-spout [1.2]
 [ rambin-danitra ] A waterspout, the funnel of a tornado [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ rambin-danitra ] Trombe [1.8]
Voambolana 
Renianarana rivotra
Anarana iray reny alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona
Ohabolana