Teny iditra ra mandriaka
Singan-teny ra ; mandriaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao [1.1]
Ohatra " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny". [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16