Teny iditra raiki-tahotra
Singan-teny raikitra ; tahotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Feno horohoro, azon'ny tahotra sy ny horohoro mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stuck with fear [1.2]
 Frightened, terrified [1.7]
Fanazavàna teny frantsay épouvanté [1.5]
Ohatra Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12