Teny iditra raikipohin > raikipohy
Singan-teny raikitra ; fohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanafohezana amin' ny teny fohy na hentitra ny andinindinin' ny fikajiana halavana... ohatra ny halavan' ny manodidina ny faribolana dia voalazan' ny raikipohy amin' ny teny frantsay hoe 2πR [1.1]
 Sora-pohy itadidiana zavatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Formule [1.13]
Kamban-teny 