Teny iditra | raibe (ray, be) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Rain' ny ray na rain' ny reny [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [be, great.] A grandfather [1.2] | ||
A grandfather [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Grand-père [1.54, 1.8] | ||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny raibe io | ||
Fivaditsoratra | beray, birae, raibe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |