Teny iditra raiamandreny
Singan-teny ray ; amana ; reny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo ray aman-dreny []
Ohatra 
1Rakoto sady raiamandreny amy ny nofo koa; [2.59]
2Matokia ianareo fa izaho no andrian-tokana, izaho no raiamandreny. [2.508]
3Noravan' ny raiamandreny koa ny olona ka samy fihahaka namonjy ny lahasany. [2.643]
Haiendriteny 
Tsotra : raiamandreny, raiamandreniko, raiamandreninao, raiamandreniny, raiamandrenintsika, raiamandreninay, raiamandreninareo, raiamandrenin', raiamandrenin-, raiamandrenim-
Tovonana : -draiamandreny, -draiamandreniko, -draiamandreninao, -draiamandreniny, -draiamandrenintsika, -draiamandreninay, -draiamandreninareo, -draiamandrenin', -draiamandrenin-, -draiamandrenim-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27