Teny iditra rafozako > rafoza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Beau-père, beaux-parents, belle-mère [1.68]
Sampanteny 

Teny iditra rafozako > rafozana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A parent or parent in law [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Beaux-parents [1.54]
 Beau-parent [1.8]
Ohatra —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [2.293]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra