Teny iditra radraty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Rivotra mafy avy any avaratra, mifanohitra amin' ny fandohotse avy any atsimo [1.1]
Voambolana 
Renianarana rivotra
Anarana iray reny alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19