Teny iditra politika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Kely, madinika, pitiny [1.1]
Tsipelina hafa 

Teny iditra politika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika
Hafetsena, hevitra: Olona be politika koa Rangahy iny [1.1]
Ohatra Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [2.472]
Lohateny Politikan-dRanavalona reniny (Andrianjafy Michel)
Ny fihaviany Frantsay: politique.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31