Entrée peon > feo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina
¶ (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany)
Explications en anglais  [Richardson 1885] the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.]
  [Hallanger 1973] the voice. [Vocabulaire: Biologie]
¶ a sound. [Vocabulaire: Physique]
Explications en français  [Abinal 1888] voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent)
¶ figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande)
  [Hallanger 1974] la voix. [Vocabulaire: Biologie]
¶ un son. [Vocabulaire: Physique]
Vocabulaire 
Morphologie 
feo
feoko
feonao
feony
feontsika
feonay
feonareo
feon'
feon-
feom-
-peo
-peoko
-peonao
-peony
-peontsika
-peonay
-peonareo
-peon'
-peon-
-peom-
Mots composés, titres, noms 
 
Exemples 
1 [Andriamalala: Taolambalo, page 153] hoy ny feo henon-dRivo namaly azy.
2 [Rakotozafy: Ratsimba, page 117] Maharenina, hoy ny feo avon' Idada.
3 [Rafanoharana: Ony] henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry!
Citations