Teny iditra paosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ... fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pocket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Poche [1.3, 1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: poche.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31