Teny iditra | pamenoana > famenoana (feno) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanasiana; fanampiana mba ho feno, fanotorana: Ny famenoana ny siny; ny famenoana ny banga [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Remplissage, action de compléter [1.13] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | famenoana, fanemoana |