Teny iditra palitao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Akanjo ambonin-dehilahy midina hatreo amin' ny fitombenana, misy paosy ivelany, ary mivady amin' ny pataloa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A jacket, a suit coat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Paletot [1.8]
 Veste [1.13]
Ohatra misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, [2.324]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: paletot.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11