Teny iditra | paladia > faladia | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The sole of the foot. Compare felatanana [1.2] | |||
The sole of the foot or of a shoe [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Semelle du pied ou d'un soulier [1.8] | |||
Ohatra | Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy.
[2.4] | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny faladia io | |||
Fivaditsoratra | ala fady, faladia, fiadala |