Teny iditra pahendrena > fahendrena (hendry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona hendry: Mbola manan-tombo lavitra amin' ny fahaizana ny fahendrena [1.1]
Tovy hevitra hahendrena
Zanakanarana Fomba aman-pahendrena malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)
Ohabolana 

Teny iditra pahendrena > Fahendrena
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Fahendrena: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Fanazavàna teny malagasy  [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Wisdom: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Sagesse: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana