Teny iditra omby maranitra
Singan-teny omby ; maranitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Omby nohetezana mitsokotsoko ny sofiny
Ombin' andriana taloha izay noranitina ny sofiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The sovereign's oxen, whose ears are made pointed. [1.2]
Tovy hevitra omby voarani-tsofina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19