Teny iditra olo-marina
Singan-teny olona ; marina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona tsara toetra, indrindra eo amin' ny fanaovana ny marina sy ny hitsiny [1.1]
Ohatra Voahirana, hoy i Dolfa, mifona aminao aho, hay olomarina i Fandrava, ary rainao izy [2.895]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15