Teny iditra olo-manga
Singan-teny olona ; manga
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A famous or notable person [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Un chéri, un favori
Réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est [1.3]
 Personnage marquant, renommé [1.8]
Ohatra 
1Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe! [2.528]
2Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena. [2.356]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15