Teny iditra | olo-mahay | |
Singan-teny | olona ; mahay | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona be fahaizana noho ny fianarana vitany sy ny fikarohana nataony ka mety hahaforon-javatra na hampijoro foto-pampianarana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |