Teny iditra norana > morana (orana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Tanala] Avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [1.78]
  [Tanosy] Manorana [1.78]
 Misy orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Rainy [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pluvieux [1.8]
Ohatra Mandrahondrahon-tsy morana ny andro. [2.857]
Tovy hevitra mañoraña
Mpanahaka  morandava

Fivaditsoratra 

Teny iditra norana > rana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay (pour rano) venu par eau, par mer [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra norana > rana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Omby vahiny tsy misy trafo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Boeufs importés de France [1.54]
  [Betsileo] Le plus souvent prononcé ragna. D'après Dubois, désigne les branchages, les basses branches qui font obstacle à la marche. Pris adjectivement, le même mot qualifie les animaux ou les gens de grande taille ; plus récemment, il a pris le sens d'animaux introduits de l'extérieur parce que ceux-ci étaient souvent de plus grand format. [1.196]
Voambolana 
Anaram-biby 
Mpanahaka  omby ~ ombilahy ~ omby manga ~ vantotr' ombivavy

Fivaditsoratra