Teny iditra nony
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny, dia nitsoka ny rivo-pahafahana
Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka azy): Nony midona ny orana, velon-tsento i Sahondra mahatsiaro andreniny
Tamin' ny (raha milaza ny ho avy ny matoanteny manaraka azy ao anatin' ny tantara): Nony handeha indrindra izahay no avy ny orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy When, if, if otherwise. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Lorsque, quand, après que. Nony lasa izy, dia nody izahay: lorsqu'il fut parti, nous revînmes. Nony tsy maty ikakibe, nanan-dray roa aho toy izay: litéralement: si mon grand-père n'était pas mort, j'aurais deux pères; au figuré: on serait heureux si l'on avait tout ce qu'on désire. [1.3]
Fanazavàna teny anglisy When (used of simultaneous events) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Quand, lorsque, lors de [1.8]
Kamban-teny 
Mpanahaka  fony ~ rehefa ~ raha

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16