Teny iditra | nombako > omba | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] fiarahana [1.78] | ||||||||||||
Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de suivre, d'aller ensemble Action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Teny iditra | nombako > omba | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de couvrir, d'envelopper Action de protéger [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Teny iditra | nombako > omba | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] inoana [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | nombako > omba | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny Olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | nombako > omba | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Sangomby [1.78] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | ambo, mabo, mbao, omba |
Teny iditra | nombako > ombana (omba) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be accompanied by, to be associated with. [1.2] | ||||||||
To be covered, to be protected [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on couvre, qu'on protège [1.8] | ||||||||
Ohatra | Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana.
[2.442] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Zanakanarana | |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ombana io | ||||||||
Fivaditsoratra | ambano, anambo, banoma, manabo, naomba, ombana |