Teny iditra nofo aman-dra
Singan-teny nofo ; amana ; ra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny toetran' ny olombelona mora mihontsina na malemy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19