Teny iditra nody > dy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  dina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Amende pour violation de contrat ; infraction à une loi ; convention ; voeu. [1.19]
Tovy hevitra dina

Teny iditra nody > dy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Dia, tsy tamana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Wild, roving, savage [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Sauvage (animaux) [1.82]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra nody > Dy
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Singa mivaingana, faha-66 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Marika iraisam-pirenena Dysprosium. [3.1]
Voambolana 

Teny iditra nody > mody (ody)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] miverina [1.78]
 Miverina any amin' ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa na nianatra na nivahiny: Efa lasa nody daholo ny mpianatra ~ Mody isan-kariva ny mpiasa
Miseho ho toy ny: Mody mihaino i Koto, nefa ny sainy any Ankaratra
Maka tahaka: Mody adala, mody maty ny anao lahy
Miova ho, manjary: Nody divay ny rano tany Kanà raha vao niteny ny Tompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To go home, to return home; to pretend to be what one is not. [1.2]
 To go home, to return; to change into something else; to pretend [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rentrer chez soi, retourner à la maison; se changer ou muer; prétendre [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mody
Ny lasa : nody
Ny hoavy : hody
Filaza mandidy : modia
Kamban-teny 
Lohateny Alahelo mody hery (Ny Onja)
Ohabolana 

Fivaditsoratra