Teny iditra nitana > itanana (tana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ny heloky ny ratsy fanahy dia mahazo ny tenany ihany, Ary ny kofehin' ny fahotany no itanana azy Ny ratsy fanahy mihitsoka amin' ny ratsy nataony, ny famatoran' ny fahotany ihany no maningotra azy; [2.996]
2Ny teny hoe "fanekena" anefa dia milaza zavatra atao, na toe-pahalalana, izay andraisana sy anekena ary itanana ho marina ilay zavatra, noho ny maha-toe-pon' ny olombelona ny mitsara zavatra ho marina araka ny toetra isehoany. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itanana, itanako, itananao, itanany, itanantsika, itananay, itananareo, itanan', itanan-, itanam-, itana-
Ny lasa : nitanana, nitanako, nitananao, nitanany, nitanantsika, nitananay, nitananareo, nitanan', nitanan-, nitanam-, nitana-
Ny hoavy : hitanana, hitanako, hitananao, hitanany, hitanantsika, hitananay, hitananareo, hitanan', hitanan-, hitanam-, hitana-
Filaza mandidy : itano

Fivaditsoratra 

Teny iditra nitana > itana (ita)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Robohina mba hankanesana erỳ an-dafin-drano; vikinina mba hahatongavana erỳ an-dafin-kady: Sarotra itana itỳ rano itỳ izany fa lalina / Mora itana ve io hady io? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be crossed, as a river, a valley, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on passe, qu'on traverse, qu'on franchit. Mora itana ny rano eto (il est facile de passer la rivière ici) / Sarotra itana io hady io (il est difficile de franchir ce fossé) [1.3]
 Qu'on traverse, comme une rivière, une vallée, etc [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itana, itako, itanao, itany, itantsika, itanay, itanareo, itan', itan-, itam-, ita-
Ny lasa : nitana, nitako, nitanao, nitany, nitantsika, nitanay, nitanareo, nitan', nitan-, nitam-, nita-
Ny hoavy : hitana, hitako, hitanao, hitany, hitantsika, hitanay, hitanareo, hitan', hitan-, hitam-, hita-
Filaza mandidy : itao
Kamban-teny 

Teny iditra nitana > itana (ita)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itana, itako, itanao, itany, itantsika, itanay, itanareo, itan', itan-, itam-, ita-
Ny lasa : nitana, nitako, nitanao, nitany, nitantsika, nitanay, nitanareo, nitan', nitan-, nitam-, nita-
Ny hoavy : hitana, hitako, hitanao, hitany, hitantsika, hitanay, hitanareo, hitan', hitan-, hitam-, hita-
Filaza mandidy : itao

Fivaditsoratra 

Teny iditra nitana > mitana (tana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin' ny tanany ankavia izy
Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mila hitroatra ilay izy
Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano
Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao
Mitahiry: Mitana lolompo
Mitovy hevitra: mamahatra ~ mamikitra ~ mihazona ~ mitangazona ~ mitangozana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To lay hold of; to hold; to arrest (of police) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Retenir, saisir [1.3, 1.8]
 Garder, arrêter [1.3]
 Arrêter (se dit de la police) [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Tenir, retenir, saisir [1.405]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitana
Ny lasa : nitana
Ny hoavy : hitana
Filaza mandidy : mitanà
Kamban-teny 

Teny iditra nitana > mitanà (tana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra