Teny iditra nifisina (nify)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tonga manify: Efa nonifisinao ve ilay hazo nolazaiko anao? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : nifisina, nifisiko, nifisinao, nifisiny, nifisintsika, nifisinay, nifisinareo, nifisin', nifisin-, nifisim-, nifisi-
Ny lasa : nonifisina, nonifisiko, nonifisinao, nonifisiny, nonifisintsika, nonifisinay, nonifisinareo, nonifisin', nonifisin-, nonifisim-, nonifisi-
Ny hoavy : honifisina, honifisiko, honifisinao, honifisiny, honifisintsika, honifisinay, honifisinareo, honifisin', honifisin-, honifisim-, honifisi-
Filaza mandidy : nifiso

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20