Teny iditra | ngizina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mainty dia mainty, ngilo tanteraka, matetika no ampiarahina amin' ny teny hoe mainty: Mainty ngizina [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as ngerona (black) [comp. swa. giza darkness.] [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Très noir [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | volo/colors/couleurs | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |