Teny iditra ngitangita (ngita)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Olioly, toa misy fivalombalonany; tsara tarehy: Zazavavy ngitangita endrika izay i Soa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07