Teny iditra |
ngita
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Woolly hair; well twisted cord. Comp. tso-bolo (tsotra). [1.2]
|
| Kinky (of hair); well-twisted (of rope) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Crépu (se dit des cheveux); bien tordue (se dit d'une corde) [1.8]
|
Ohatra |
1 | Lahy fotsy ngita volo Rakoto.
[1.437]
|
2 | Eto no misy volo ngita mifandray tendro sy akondro mifanakon-dravina aminy.
[2.588]
|
3 | Amin' ny ankapobeny dia misy karazany roa ny volon' ny vehivavy: ngita sy malama.
[1.519]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|