Teny iditra naniny > anina (any)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Atao [1.78]
Fanazavàna teny anglisy To be prepared, as yarn for the loom. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Que l'on ourdit [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anina, aniko, aninao, aniny, anintsika, aninay, aninareo, anin', anin-, anim-, ani-
Ny lasa : nanina, naniko, naninao, naniny, nanintsika, naninay, naninareo, nanin', nanin-, nanim-, nani-
Ny hoavy : hanina, haniko, haninao, haniny, hanintsika, haninay, haninareo, hanin', hanin-, hanim-, hani-
Filaza mandidy : anio

Teny iditra naniny > anina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See onona, tony [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Halte, arrêt, cessation, repos, action de se contenter de [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra naniny > an~ina
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny an~ina]

Teny iditra naniny > añina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro] Rivotra [1.78]
  [Betsimisaraka] Rivotra malemy [1.78]
 Rivotra mitsoka amin' ny faritra amoron-dranomasina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Breeze, wind. [Mal. angin.] [1.2]
Voambolana 
Renianarana rivotra
Anarana iray reny alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Fivaditsoratra 

Teny iditra naniny > nany
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Injay, enti-manondro olona efa nandrasana ka re any ho any ny feony alohan' ny hisehoany [1.1]
Tovy hevitra inany

Teny iditra naniny > nany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay zavatra boribory kitsoloha eo amin' ny vavan' ny vovo, natao mba hahazoan' ny trondro miditra tsara ao anatiny
Mitovy hevitra: tanam-bovo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The neck of a fishing basket; the little wicker basket which closes the mouth of the larger wicker basket used as a fishing-net. [1.2]
Tovy hevitra nanimbovo
Kamban-teny 

Teny iditra naniny > nany
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Nanjary, tonga [1.78]

Teny iditra naniny > nany
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Lany [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra naniny > any
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy There, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any. [1.2]
 There, fairly far away not visible; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] [ añy ] Là-bas, à, vers [1.82]
 Là, à une certaine distance, pas visible [1.8]
Fanazavàna teny italianina In, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive. [1.18]
Ohatra 
1Tsy hijanona ela any aho. [2.472]
2ka any Antsirabe no haleha. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : any, an-, am-
Ny lasa : tany
Ny hoavy : ho any
Kamban-teny 
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra naniny > any
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes [1.8]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra naniny > any
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo. [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra naniny > any
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense. [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra naniny > any
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Ira is used in the provinces. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ourdissage de la trame [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra naniny > any
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Atao, inoana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Qu'on fait, qu'on croit [1.82]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : any, aniko, aninao, aniny, anintsika, aninay, aninareo, anin', anin-, anim-
Ny lasa : nany, naniko, naninao, naniny, nanintsika, naninay, naninareo, nanin', nanin-, nanim-
Ny hoavy : hany, haniko, haninao, haniny, hanintsika, haninay, haninareo, hanin', hanin-, hanim-
Filaza mandidy : anio

Teny iditra naniny > añy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Rivotra [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Vent [1.82]
Voambolana 

Teny iditra naniny > any
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie) [1.82]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra naniny > any
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  na iza na iza, na inona na inona; izay misy [1.17]

Fivaditsoratra 

Teny iditra naniny > maniny (tsiny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka velively haniny ahy amin' izany ianao
Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maniny
Ny lasa : naniny
Ny hoavy : haniny
Filaza mandidy : maninia

Teny iditra naniny > maniny (tsiny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maniny
Ny lasa : naniny
Ny hoavy : haniny
Filaza mandidy : maninia

Teny iditra naniny > maniny
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Manafina [1.78]

Teny iditra naniny > maniny (many)
Sokajin-teny anarana many sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy His/her/its/their odor [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Son odeur, leur odeur [3.1]

Fivaditsoratra