Teny iditra | nandoro > mandoroka | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mitakoko [1.1] | |
Teny iditra | nandoro > mandoro (doro) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga Manao: Mandoro arina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To burn [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Brûler [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandoro io | ||||||||
Fivaditsoratra | mandoro, mondrao |