Teny iditra namany > nama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Sakaiza, namana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A word for namana [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra namany > Nama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Anabavin' i Tobala-Kaina [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Naamah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Naama [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Noema
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra namany > Nama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Renin' i Rehobohama [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Naamah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Naama [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Naama
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra namany > Nama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Zanakalahin' i Kaleba [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Naam [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Naam [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Nahama
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra namany > Nama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tanàna tao amin' ny lemak' i Joda [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Naamah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Naama [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Naa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Teny iditra namany > namana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] vady [1.78]
  [Tanala] andefimandry [1.78]
 Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto
Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao
Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity
Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana. [1.2]
 A companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Compagnon [1.3, 1.8]
 Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [1.3]
 Voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire [1.8]
Ohatra 
1Nigagana ny fahanginana ny namana. [2.270]
2Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [2.4]
3Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [2.895]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra namany > Namàna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Naaman [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Naaman [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Naamàna
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Teny iditra namany > mamany (amany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Tovy hevitra ara-paritany mamany, mifama, mivalan-drano
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka amany, mivalan-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pass urine. [1.2]
 To urinate (vulgar) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Uriner [1.3]
 Uriner (vulgaire) [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamany
Ny lasa : namany
Ny hoavy : hamany
Filaza mandidy : mamania
Sary 

Teny iditra namany > mamany
Sokajin-teny endritenin' ny hoe mama
Ohatra 
1Mazava loatra ary, fa na ny mamany, na ny vadiny no niantoka azy! [2.270]
2Nony hariva dia tonga Razakandrianaipa sy ny mamany naka am-bavany. [2.649]

Fivaditsoratra