Teny iditra nahiny > ahina (ahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody
Karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [1.2]
 To be cared for; to be cause for worry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [1.8]
Ohatra 
1Ny tsy ahina no mahafaty. [2.69]
2Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahina, ahiko, ahinao, ahiny, ahintsika, ahinay, ahinareo, ahin', ahin-, ahim-, ahi-
Ny lasa : nahina, nahiko, nahinao, nahiny, nahintsika, nahinay, nahinareo, nahin', nahin-, nahim-, nahi-
Ny hoavy : hahina, hahiko, hahinao, hahiny, hahintsika, hahinay, hahinareo, hahin', hahin-, hahim-, hahi-
Filaza mandidy : ahio
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra nahiny > nahy
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Atao an-tsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy ~ Aza fady raha voahitsako ianao, fa tsy nahiko velively [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Done on purpose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fait exprès [1.8]
 Fait à dessein, prémédité [1.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : nahy, nahiko, nahinao, nahiny, nahintsika, nahinay, nahinareo, nahin', nahin-, nahim-
Ny lasa : nahy, nahiko, nahinao, nahiny, nahintsika, nahinay, nahinareo, nahin', nahin-, nahim-
Ny hoavy : ho nahy, ho nahiko, ho nahinao, ho nahiny, ho nahintsika, ho nahinay, ho nahinareo, ho nahin', ho nahin-, ho nahim-
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra nahiny > nahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The spirit of the living. Compare fanahy [Comp. Swa. Nafsi.] [1.2]

Fivaditsoratra 

Teny iditra nahiny > ahika (hika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mameno, ampiasaina mba hahafeno [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahika, ahiko, ahikao, ahiny, ahitsika, ahikay, ahikareo, ahik', ahi-
Ny lasa : nahika, nahiko, nahikao, nahiny, nahitsika, nahikay, nahikareo, nahik', nahi-
Ny hoavy : hahika, hahiko, hahikao, hahiny, hahitsika, hahikay, hahikareo, hahik', hahi-

Fivaditsoratra