Teny iditra mpisolo tena
Singan-teny mpisolo ; tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mpisolo ampiasaina eo amin'ny toeran'ny zavamiaina ary mety miovaova ny endrika isehoany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Substitut personnel [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08