Teny iditra mpifana~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny mpifana~]

Teny iditra mpifana (fana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A woman just confined [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Celle qui se tient chaud dans l'alcôve [1.3]
 Nom qu'on donne aux femmes en couches [1.196]
Ohatra 
1Ny mpifana sy ny zazakely no kelezany aina mafy ny hamparary azy. [1.353]
2Ary mandra-pahatapitry ny herinandro, dia asiana afo tsy tapaka eo akaikin' ny mpifana. [2.857]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20