Teny iditra mpiasan > mpiasa (asa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A worker, an employee [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Travailleur, employé [1.8]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 