Teny iditra mpanova (ova)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanapahana na fanohizana olika ara-aratra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Commutateur [1.13]
Ohatra Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka [2.366]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08