Teny iditra | mpanoritra (soritra) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia
-- ny mpanoritra tsotra (ny trano), -- ny mpanoritra manondro (very ity vary), -- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy), -- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny) Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
| ||
Sokajin-teny entina manavaka ny anarana [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Article [1.13, 1.5] | ||
Voambolana | Haiteny | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpanoritra rehetra | ||
Fivaditsoratra | mpanirotra, mpanoritra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |