Teny iditra momba
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1]
Ohatra Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [2.470]
Kamban-teny 
Lohateny Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona
Ny marina momba MDRM (Dama Robert)
Ny marina momba ny MDRM (Rakotonirainy Joseph)
Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana
Voambolana momba ny zahatany

Teny iditra momba
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Barren. Used of women [1.3]
Fanazavàna teny anglisy Barren (used of human beings) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Stérile (se dit ses personnes) [1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra momba (omba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy
Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy
Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao?
Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : momba
Ny lasa : nomba
Ny hoavy : homba
Filaza mandidy : mom
Kamban-teny 

Teny iditra mom (omba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao momba [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13