Teny iditra mole
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby tahaka ny soavaly nefa manana ny bikabikan' ny ampondra (ny mole na Ramole dia zanaky ny ampondralahy sy ny soavalivavy ) [1.1]
 Safiotra avy amin'ny ampondra sy soavaly [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A mule [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mulet [1.3, 1.54]
 Mulet [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra ramole
Ny fihaviany Frantsay: mulet.

Teny iditra mole
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  kambo: a mole or other growth on the skin [1.7]
Voambolana 

Teny iditra mole
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  môla: mole [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31