Teny iditra molaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin' ny valindrihana sy ny rindrin' ny trano anaovana afo izay avy amin' ny setroka mitangorona eny mandavantaona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Soot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Suie [1.8]
Ohatra Mitsilany izy ka ny valin-drihana ikiraviravizan' ny molaly no tandrifin' ny masony. [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12