Teny iditra mivory (vory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To gather, to assemble together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se réunir, s'assembler [1.8]
Ohatra 
1Mivory ny mpianakavy dia manao nahandro be. [1.437]
2Mivory ara-potoana indroa isan-taona ny Antenimierampirenena. [1.320]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivory
Ny lasa : nivory
Ny hoavy : hivory
Filaza mandidy : mivoria
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20