Teny iditra mivimbina (vimbina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay
Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To carry in the hand; to protect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Porter à la main; protéger [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivimbina
Ny lasa : nivimbina
Ny hoavy : hivimbina
Filaza mandidy : mivimbìna

Teny iditra mivimbìna (vimbina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivimbina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05