Teny iditra mivikavika (vikavika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Vita vikavika: Vao mivikavika izy ity ka hanaovanao sahady ve? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivikavika
Ny lasa : nivikavika
Ny hoavy : hivikavika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05