Teny iditra mivavaka (vavaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pray, to worship [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prier, aller à la messe ou au culte [1.8]
Ohatra 
1mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy [2.470]
2Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivavaka
Ny lasa : nivavaka
Ny hoavy : hivavaka
Filaza mandidy : mivavaha
Lohateny Inona hay ny mivavaka
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20